« Retour au blog de zawdyak

HipHop

HipHop
Hip-Hop, aza gaga, Mandrakzay!
Teo apanaovana son vao² ah fa tsnvoka le iz fa tsTiko. Mbola mitohy ny drafitra;
Plan: Son vao² ato ho ato; solo; masika fa tsmiova ny Them nahazatr "Fanakianana panao politika MAP'meh; Misy son vao² hivoaka, titr: FO ORY jeu de mot manD foana.
Plan: Amoaka son somary Rhytmé izany hoe, manaraka tendance'na rythme, ary mety hanao featuring @na panakanto ivelan'ny moov'na rap fa tsy mifanipaka @rap, mety tsy pihira ko io fa zavatr hafa mints. Sans frontiart manarak eny iany fa tsy ariana. Okay! Peace.
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]
# Posté le mercredi 16 avril 2008 04:25
Modifié le dimanche 04 mai 2008 08:40

« Article précédent : Hip-Hop

Article suivant : Hip Hop »